|
|
|
|

Entrée1  oviana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara?
Explications en anglais  4  [1.7] when? (of past time)
Explications en français  5  [1.8] interrogatif, quand? (temps passé)
Exemples  6  [2.5] Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara?
Dérivés 
Adverbes :
Tous les mots composés 

Anagrammes  12 anaovy, 13 anavio, 14 anivao, 15 anovay, 16 aviona, 17 avoany, 18 iovana, 19 oviana, 20 voaina

Mis à jour le 2025/09/12