|
|
|
|

Entrée (1/2)1  papango
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho.
Explications en français  4  [2.415] oiseau papangue
5  [1.54] papangue
6  [1.196] nom d'un oiseau, le milan malgache
Exemples  7  [2.471] Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
8  [2.996] Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy
Tous les mots composés 
Vocabulaire  17  Zoologie: oiseaux
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot papango

Entrée (2/2)19  papango
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21  [2.415] Se disait des voleurs
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/13