|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -pira-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe firaka
Ohatra  3  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]

Teny iditra (2/2)4  pira
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 fingotra. [Bara, Mahafaly, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 (comme mpira). Nom général des plantes fournissant du caoutchouc. Suivant les dialectes surtout :.
8 Landolphia crassipes (Radlk.) K. Schum. (Apocynaceae). Liane fournissant un caoutchouc très apprécié.. [Sakalava]
9 Euphorbia intisy Drake (Euphorbiaceae). Voir Boiteau : Les Caoutchoucs de Madagascar, Tananarive, 1943.. [Mahafaly, Tandroy] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  11 pirakakazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09