|
|
|
|

Teny iditra1 poa-tany
Singan-teny  2poaka, 3tany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fiaingana maraina avy ao antrano tsy nanendry ody ambavafo na ody lolo akory (aza afangaro amin' ny po-tany) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 setting out in the night so as to arrive first at a place in the morning [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de se mettre en route de grand matin avant de rien manger [1.3]

Fivaditsoratra  8 atapony, 9 poa-tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12