|
|
|
|

Teny iditra1  portorikanina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina
4 Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo [1.1]
5 Puerto Rican [1.1]
6 portoricain, portoricaine [1.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  portoriko, 9  portoriko

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08