| Entrée | 1 pretra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Religion et Liturgie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |