Entrée | proma | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany:
Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy) Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma [1.1] | |
Anagrammes | proma, rompa |
Mis à jour le 2020/07/31 |