|
|
|
|

Teny iditra1  radoina
Fototeny  2 rado
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampanaovina rado, haingòina amin' ny rado: Noradoina i Soa kely ka aoka izany ny hatsarany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 adarony, 10 andairo, 11 andaroy, 12 andoary, 13 aridano, 14 arodany, 15 iandrao, radoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08