| Entrée | 1 radondradona |
| Radical | 2 radona |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tsara bika, mifanentana sy mifanao ara-keviny amin' izay maha-tsara azy ny habe sy ny halava [1.1] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 6 radona |
| Anagrammes | 7 radondradona, 8 rodandrodana |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|