Entrée |
rahateo
|
Mots élémentaires | raha ; teo |
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina [1.1]
|
Explications en anglais | Already [1.2, 1.7]
|
| Heretofore, beforehand [1.2]
|
| In advance [1.7]
|
Explications en français | Déjà [1.3, 1.8]
|
| Auparavant [1.3]
|
| à l'avance [1.3]
|
| D'avance [1.8]
|
Exemples |
1 | Tao rahateo koa no nihinanana.
[2.472]
|
2 | Ny fahoriam-piainana manaikitra rahateo.
[2.470]
|
|
Vocabulaire |
|