| Entrée | 1 raiamandreny | 
| Mots élémentaires | 2 ray, 3 amana, 4 reny | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   jereo ray aman-dreny [0] | 
| Exemples | 7   Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa;
[2.59#] 8 Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. [2.508#] 9 Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. [2.643#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 raiamandreny, 13 ray aman-dreny | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |