Entrée | raiki-tahotra | |
Mots élémentaires | raikitra ; tahotra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1] | |
Explications en anglais | Stuck with fear [1.2] | |
Frightened, terrified [1.7] | ||
Explications en français | épouvanté [1.5] | |
Exemples | Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy.
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/06/12 |