|
|
|
|

Entrée1  raindahiny
Mots élémentaires  2  ray, 3  lahy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray [1.1]
Explications en anglais  6  famous for what he does (often derogatory) [1.7]
Explications en français  7  qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8]
Exemples  8  Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895#]
Analogues  9  maintimolaly, ela nihetezana, za-draharaha, mena vazana, main-dambana, kalazalahy, sifotra antitra, ombalahy be vozona, zanak' omby tsy ampianarin-domano, ampingaloha, goaika antitra
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot raindahiny

Mis à jour le 2025/09/12