|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ranjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the leg from knee to ankle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la jambe du genou à la cheville [1.8]
Ohatra  6  Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [1.335#]
7  Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470#44]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)16  ranjo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [1.2]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Tovy hevitra  21 tavivolalahy, tsihasinkasina, tsimitrona

Teny iditra (3/4)22  ranjo
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  26  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)27  ranjo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 Rajon, ranjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08