|
|
|
|

Entrée1  rantsan-tanana
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  rantsana, tanana
Explications en malgache  4  [1.1] [rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
ireo rantsana folo amin' ny tanana
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] the fingers
Explications en français  6  [1.8] les doigts
7  [1.13] doigt
Exemples  8  [2.445#] Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana.
9  [2.357#] voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Biologie
Analogues  13  rantsantongotra
Holonyme 
Méronymes 
Co-méronymes 

Mis à jour le 2025/09/12