Entrée | 1 raotina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 raotra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga |
Explications en anglais |
5 [1.2] see Raotra 6 [1.7] to be carded; to be raked |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on carde; qu'on ratisse |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot raotina |
Anagrammes | 14 anitaro, 15 anoraty, 16 aonitra, 17 iantrao, 18 iatrano, 19 natiora, 20 oritana, 21 raotina, 22 roatina, 23 taraino |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |