| Entrée | 1 raparapa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [1.2] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |