|
|
|
|

Teny iditra1  ratraina
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako
5 Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1]
Ohatra  6  ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 iratrana, 12 naitrara, ratraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08