|
|
|
|
Teny iditra
1
ravitra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fampitambarana ny ravindravina samihafa na voan-javatra maro.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mandravitra
,
5
mandravita
,
6
mi
ra
vitra
Matoantenin' ny fameno :
7
andra
vi
tana
,
8
ira
vi
tana
Anarana :
9
fandravitana
,
10
fandravitra
,
11
firavitana
,
12
firavitra
,
13
mpandravitra
,
14
mpiravitra
,
15
ravidravitra
Mpamaritra :
16
fandravitra
,
17
maharavitra
Fivaditsoratra
18
ravitra
,
19
rivatra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19