|
|
|
|

Teny iditra1 ravona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fampitoviana tantana; fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marintampona; fizarana zavatra mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  16 Ranova, 17 ravona, 18 rovana, 19 varona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19