Entrée (1/2) | 1 razana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. |
Explications en anglais |
4 [1.7] an ancestor |
Explications en français |
5 [1.3] les ancêtres, les aïeux 6 [1.54] ancêtres 7 [1.8] ancêtre |
Exemples |
8 [2.470] Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana.
9 [2.472] Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. 10 [2.48] Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 16 50 mots contenant razana |
Vocabulaire | 17 Rapports: famille |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot razana |
Article | 19 Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 20 razaña |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 [1.78] zaran' antsy, ets. [Tambahoaka]
|
Anagrammes | 23 nazara, 24 razana, razaña, 25 zarana |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |