| Entrée | 1 rendrirendry | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |