|
|
|
|

Teny iditra1  retsy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes et uniquement pour appeler [1.20]
Ohatra  5  Izao retsy no izy a: [2.472]
Tovy hevitra  6 retsiana
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  retsy, 9 ritse, 10 Setrì, 11 setry, 12 tsery

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08