| Entrée (1/2) | 1 rivo-doza | 
| Mots élémentaires | 2 rivotra, 3 loza | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1] 6 rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13] | 
| Explications en français | 7   cyclone [1.13] | 
| Exemples | 8   Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
[2.445] 9 Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27] 10 Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18] | 
| Vocabulaire | 11 Météorologie | 
| Synonymes | 12 rivo-mahery | 
| Citations | 13 Textes citant ce mot | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/2) | 14 Rivo-doza | 
| Mots élémentaires | 15 rivotra, 16 loza | 
| Partie du discours | 17 nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 18 Littérature: pièces | 
| Auteur | 19  Rajemisa-Raolison Régis | 
| Editions |  | 
| Anagrammes | 21 Rivo-doza, rivo-doza | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |