| Entrée | 1 roaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena Fampialana handeha Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a driving away [1.7] | 
| Explications en français | 5   action de chasser, de pousser devant soi [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 23 akaro, 24 akora, 25 karao, 26 koara, 27 oraka, 28 raoka, 29 roaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |