| Entrée | 1 rodorodo | 
| Radical | 2 rodo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana Hamaikana, hadodonana [1.1] | 
| Exemples | 5   Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo.
[2.4] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 24 Son | 
| Analogues | 25 rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina | 
| Anagrammes | 26 dorodoro, 27 rodorodo | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |