| Entrée | 1 ronaka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Resim-pitiavana tafahoatra ka malemy sy manaiky lembenana tsy afa-manohitra, renoka amin' ny fitiavana [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 21 ankora, 22 korana, 23 Nakora, 24 Okrana, 25 ranoka, 26 rokàna, 27 ronaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |