Entrée (1/2) | 1 rotaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana |
Dérivés |
|
Synonymes | 8 kotaka, kotakotaka |
Entrée (2/2) | 9 rotaka |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy |
Explications en français |
12 [1.3] gros ventre |
Vocabulaire | 13 Santé |
Autres orthographes | 14 ritaka |
Synonymes | 15 rotarota |
Anagrammes | 16 akotra, 17 atroka, 18 katrao, 19 katroa, 20 okatra, 21 rotaka, 22 takaro, 23 taroka, 24 toraka, 25 traoka, 26 troaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |