Entrée | sadaikatra | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1] | |||
Explications en français | Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3] | |||
Dérivés |
| |||
Autres orthographes | sadaika | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |