|
|
|
|

Teny iditra1  sady ... no
Singan-teny  2 sady, 3 no
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ary koa: Sady tsara no mafy ity hazo ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 and also, besides; sady tsara no hendry (both good and wise) ~ mpiasa tsara sady mahatoky (a worker [who is] both able and dependable) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aussi ... que, en même temps que: Ity trano ity dia sady tsara no mafy (Cette maison est aussi belle que solide) ~ Sady mihomehy izy no mitomany (Il rit en même temps qu'il pleure) [1.12]
8 et, et aussi, d'ailleurs: sady tsara no hendry (bon et sage) ~ mpiasa tsara sady mahatoky (employé bon et fidèle) [1.8]
Ohatra  9  Sady|no nihinana Sady|no velon-kira Sady|nony Sady|nozaraina ny mofo. [2.470]
10  Sady|no mibaiko izy, Sady|no maSady|nontany, Sady|no maSady|nompa, ka i Lidy mifihifihy Sady|no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy [2.470]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 andosy, 13 diñaso, 14 disaño, disano, 15 Disona, 16 ondasy, sady ... no, 17 saondy, 18 Sidona, 19 sodina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13