|
|
|
|

Teny iditra1 sahoina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Be dia be, raofim-potsiny, alaina araka izay tiana: Sahoina ny mananasy ambolenay erỳ andafy andrefana
Amidy mora, atao varo-boba [1.1]

Fivaditsoratra  4 ahasino, 5 ahosina, 6 hasoany, 7 hoasany, 8 isahano, 9 sahoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12