| Entrée | 1 sakafo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   food, a meal [1.7] | 
| Explications en français | 5   repas [1.3#561, 1.8] 6 (saka afo) déjeuner, dîner, goûter, souper; argent, vivres donnés à quelqu'un [1.3#561] 7 mets, aliments [1.8] | 
| Exemples | 8   Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina;
[2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 26 24 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 27 Economie: alimentation | 
| Analogues | 28 hanina, nahandro | 
| Proverbes | 29 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 30 Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 31 sakafo, 32 Sofàka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |