|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sakarivo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 alliance par le sang [1.13]
Mpanahaka  4  fanange, 5  fatidra

Teny iditra (2/2)6  sakarivo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 sakamalao [Bara] [1.78]
9 sakamalao: Sakarivo natao odi-vajañ': sady fañafody hañitrañitra [Tanala] [1.78]
[sakaVIro] 10 sakamalao [Bara, Tambahoaka] [1.78]
11 anaran-kafa ilazana ny sakamalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 ginger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 gingembre [1.3, 1.8, 1.13]
14 comme sakamalao [1.3]
[sakarivo, sakaviro] 15 (de saka : produit de la cueillette ; et rivo : peu profond ; allusion au rhizome qu'on peut arracher sans instrument). On distingue ainsi plusieurs plantes voisines, généralement subspontanées, surtout :
16 Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae) [Bezanozano, Merina, Sihanaka]
17 Hedychium peregrinum N.E.Br. (Zingiberaceae) [Betsileo, Tanosy]
18 Plus récemment appliqué à Hedychium flavescens Carey & Roscoe et Hedychium peregrinum N.E. Br. (Zingiberaceae) [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  19  tapahina roa ny sakarivo, dia apetraka ivelan' ilay pakanto, ambonin-tany eo [2.245#87]
Voambolana  20  Haizavamaniry: fifinto
Tsipelina hafa  21 sakaviro
Tovy hevitra  22 fakamalao, sakaitany, sakamalaho, sakamalao
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  sakarivo, 28 sakaviro, 29 varakosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08