| Entrée | 1 sakobonina | 
| Radical | 2 sakobona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |