| Entrée | 1 sampana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany [1.1] 4 rantsana, karazana [1.13.mg#174] | 
| Explications en anglais | 5   a branch, a branching off; a branch group or organization [1.7] | 
| Explications en français | 6   Iray amin' ny fizaran' ny vatan-javamaniry: Tsara raha tapahina ny rantsana madinika rehetra amin' ny sampan' ny paiso mba hamoazany be. Iray amin' ny fizarazarana ao anaty rafitra misy antanan-tohatra. Lalam-piofanana eo amin' ny sehatry ny asa na ny fianarana. [1.60#907] 7 branche; branchement; filiale [1.8] 8 . Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où : 
 9 branche, genre, embranchement [1.13.fr#174] | 
| Exemples | 10   Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra.
[2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 31 6 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 32 Botanique 33 Rapports: (en général) | 
| Anagrammes | 34 mpanasa, 35 sampana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |