| Entrée | 1 sanatriavina | 
| Radical | 2 sanatria | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria" Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be considered unthinkable or unutterable [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on repousse [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 sanatriavin' ny vava, aladirin' ny lela | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |