|
|
|
|

Teny iditra1  saohana
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin' ny valahany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  10 anasaho, 11 asanaho, 12 haosana, saohana, 13 soahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08