| Entrée | 1 saozanina | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Farary, kely hery sy osa [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   weak, feeble, recovering from an illness [1.2] 5 sickly, in poor health [1.7] | 
| Explications en français | 6   maladif, chétif [1.8] | 
| Exemples | 7   toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany.
[2.470] 8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 saozanin-dava | 
| Vocabulaire | 12 Santé | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |