|
|
|
|

Teny iditra1  saritahina
Fototeny  2 saritaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano
5 Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy
6 Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 isitrahana, saritahina, 12 tsara ihany

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08