|
|
|
|

Teny iditra1  satria
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza antony nahatonga zavatra iray: Narary izy satria nihinam-boankazo manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 parce que, puisque. Narary izy satria nihinana voanzako manta: il est tombé malade parce qu'il avait mangé des fruits verts [1.12]
6 parce que, car [1.8]
Mpanahaka  7  noho

Fivaditsoratra  8 isatra, 9 riatsa, 10 sarita, 11 satary, satria

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08