|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sazina
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny entimody
5 Helohina handoa sazy vola: Nosazin' ny fitsarana ariary iray alina ilay olona nisando-tsonia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be fined, to be punished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on punit [1.3, 1.8]
8 qu'on met à l'amende, qu'on condamne à: Nosazina ariary folo izy (Il a été condamné à payer une amende de dix piastres) ~ Nosazin' ny mpitsara ho ao an-tranomaizina enim-bolana izy (Il a été condamné par les juges à six mois de prison) ~ Nosazin' ny mpampianatra io zazalahy io (Ce garçon a été puni par le maître d'école) [1.3]
9 à qui on inflige une amende [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14 sazena

Teny iditra (2/2)15  sazina
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 convenable, enrapport avec, dont on est content, dont on est capable [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08