| Entrée | 1 seminarista | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. séminariste] Tanora mikasa hanao pretra ka miomana amin' ny toerana fanofanana amin' izany Ireo antokon' olona miofana ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Religion et Liturgie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |