|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendrasendraina |
| Fototeny | 2sendrasendra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 isendrasendrana, 10 sendrasendraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|