|
|
|
|

Teny iditra1 seriseriny
Fototeny  2seriny
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1]
Tovy hevitra  5seriny

Fivaditsoratra  6 seriseriny, 7 sinerisery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12