| Entrée | 1 silina | 
| Radical | 2 sily | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ? amidy na vidina lafo dia lafo [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |