|
|
|
|

Teny iditra1  sinazy
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasazy, sazina, faizina: Nosinazy ariary zato ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 mis à l'amende, puni [1.3#593]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasazy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08