|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 singanina |
| Fototeny | 2singana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny.
5Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 singanina, 12 siningana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|