|
|
|
|

Teny iditra1  sinoratra
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasoratra; soratana, asiana soratra: Nosinorany tsipitsipika ny tarehiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 écrit, marqué, dessiné, peint. [1.3#632]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11