|
|
|
|

Teny iditra1 sintony
Fototeny  2sintona
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sintonina [Fitanisana]
Ohatra  4 sintony mafy ny tady ho henjana [1.1]
5 sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1]
6 sintony ny vatasarihana [1.1]
Tohi-kevitra  7atoseho
Sary 

Fivaditsoratra  8 intsony, 9 nony tsy, 10 sintony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10