|
|
|
|

Entrée1  sisivala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [Taimoro]

Mis à jour le 2025/09/12